Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Desambra, 2010

Tantara mikasika ny Kolombia tamin'ny Desambra, 2010

Colombia: Tondradrano ao Riosucio, Chocó

Noresahan'ny fampahalalam-baovao tranainy ny toetrandro ririna tao Colombia teo ary ireo tambajotra sosialy kosa dia niresaka momba ny tondra-drano, ny fihotsahan'ny tany sy ny hazo niongotra hatramin'ny fotony nitranga tany. Ny fampahalalam-baovaom-pirenena dia mitatitra fa 28 amin'ny departemanta 32 ao Colombia no voadona; tao amin'ny Twitter, amin'ny alalan'ny kaontin'ny Territorio...