Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Septambra, 2013

Tantara mikasika ny Kolombia tamin'ny Septambra, 2013

Kolombia : Manomboka Fitokonana Nasionaly Ny Mpampianatra

Nanomboka [es] fitokonana nasionaly mba hitakiana drafitra ara-pahasalamana mendrika kokoa , ny famaranana ny "politikan'ny fisintahan'ny fanjakana " amin'ny fampianarana ary ireo olana hafa ny mpampianatra avy amin'ny Federasionan'ny Mpanabe Kolombiana FECODE.

#YoViajoPara: Nahoana No Manao Dia Lavitra ny Amerikana Latinina?

Miresadresaka amin'ny alalan'ny teny ifankafantarana ao amin'ny Twitter #YoViajoPara ny antony itiavan-dry zareo mitsidika toerana hafa ireo mpitety firenena.

Miomana Ho Amin'ny Hetsika Fanapoaham-Bilany Manerana Ny Firenena i Kolombia

Ny teny ifankafantarana Twitter #CacerolazoPor no ahafahan'ny mpiserasera Kolombiana mizara ny antony hidinan-dry zareo an-dalambe sy hanao fihetsiketseha-panoherana.