Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Desambra, 2018

Tantara mikasika ny Kolombia tamin'ny Desambra, 2018

Kolombia: Ny fandriky ny tahiry piramidaly

Kolombia: Ny fandriky ny tahiry piramidaly...ambaran'ny hafa fa tsy miteraka na mitombo ilay vola, fa raha ny marina dia volan'olonkafa ireo anjara tombombarotra, volan'ireo vao manomboka mampiasa vola

Ireo Mpilatsaka An-tsitrapo Mitantara An-tsoratra Sy An-tsariitatra, Ny Fiainan'ireo Kolombiana Mpikatroka Novoina

Ny "Postales para la memoria" (Postcards for Memory), dia tetikasa iray ifandrimbonana izay nandrafetan'ireo artista mpanao sary sy ireo mpanoratra antsitrapo ny tantaram-piainana fohy mikasika an'ireo mpikatroka nisy namono

Kolombia: Tezitra ny vaomiera Sabaneta noho ireo tsy fanarahan-dalàna tamin'ny fifidianana

Nanao fihetsiketsehana tamin'ny alalan'ny sit-in, diabe milamina, Twitter (#sabanetaindignada) [es], Facebook [es], bilaogy [es], media nomerika [es], YouTube [es] ary taratasy ho an'ny fampahalalam-baovao mahazatra maneho ny hatezeran'izy ireo ny olom-pirenen'i Sabaneta. .

Kolombia: Laboratoaran'ny Media Vaovao andrenivohitra Pixelazo sy ny fihaonan'ny bilaogeran'i Medellín

Nankafy ny fisian'ny hetsika marobe mifandraika amin'ny mediam-baovao i Kolombia. Ny herinandro lasa teo, ny labiera sy bilaogy MedalloBloguero (tanànan'ny fikambanan'ny bilaogy Medellin), izay nihaonan'ireo bilaogera Kolombiana ao an-tanàna, mba hifampiresaka sy hisotrosotro. Naka sary ny vahiny mpitsidika iray avy any Bogota, Victor Solano ary nandefa ireo sary tamin'ny hetsika.