Tantara mikasika ny Shily tamin'ny Septambra, 2018
Sary avy any Shily: Taratasy ho an'ny Governemanta
Nitaky ny governemantany mba hanatsara ny fandaharanasa iray izay nampanantena ny saran'ny fidirana amin'ny aterineto sy ny solosaina ho mora kokoa ho an'ny vahoaka amin'ny ankapobeny ny vondrona bilaogera Shiliana