Tantara mikasika ny Shily tamin'ny Desambra, 2011
Chile : Raha Mpanampy Ianao, Avaho Ny Tenanao
Fanakavahana ara-tsokajy sa lalàna tsotra mifehy ny klioba tsy miankina iray? Ny fitsipiky ny kliobanà "golf" iray izay mandràra ireo mpanampy na mpitaiza zaza tsy hiditra anaty dobo filomanosana sy manery azy ireo hanao aron'akanjo mba hahafahana manavaka azy ireo dia nahatonga fanehoan-kevitra maro tao amin'ny tontolon'ny Cyber ao Chili.