Tantara mikasika ny Shily tamin'ny Aogositra, 2017
Afaho Ilay Antikristy Masina!
Matetika manao akanjo toy ny vehivavy i José Pizarro, poety mahaleontena, tsy manan-kialofana, ary miantso ny tenany ho ilay "antikristy masina." Niaina tao anatin'ny faritra ho an'ny manam-pahaizana izy nanomboka tamin'ny taona 1985, tao afovoan'ny renivohitra. Lasa malaza be izy rehefa nandeha ny fotoana.
Shily: Fikambanana Voalohan'ireo Bilaogera
Vondrona iray misy bilaogera no nanapaka hevitra ny hanao Fikambanana ho an'ireo Shiliana Bilaogera [ES]. Ny hevitra dia teraka avy amin'ny ahiahy momba ny tsy fananana fomba fiseraserana voarindra.
Aretim-pon'I Pinochet: Ny Fanehoan-kevitr'ireo Bilaogera
Tamin'ny faran'ny herinandro, naiditra hopitaly noho ny aretim-po ilay mpanao didy jadona teo aloha Augusto Pinochet . Namoha ny fihetsem-pon'ny olom-pirenena Shiliana ny toe-draharaha mikasika ny tantarany . Natao hizarana ny sasany tamin'ireo fanehoan-kevitra ity lahatsoratra ity.
Angano any Shily: Goaibe Kely
(Fanamarihana: lahatsoratra nivoaka tamin'ny Febroary 2007) Tonga tao Santiago, Shily ilay ”Goaibe Kely” Frantsay malaza. Vahoaka maro no nivory hijery azy io tao afovoan'ny renivohitra. Mampiditra antsika amin'ilay fotokevitra i Claudia (ES):...