Tantara mikasika ny Shily tamin'ny Mey, 2016
Netizen Report: Hanaisotra ny Fahazoan'ny Rehetra Mampiasa Lahatsary sy Hira Ny Volavolan-dalàna Shiliana Misahana ny Fizakamanana

Nandresy tao amin'ny fitsarana tao Azerbaijan i Khadija Ismayilova, mpanao gazety. Nosakanan'i Vietnam noho ny hetsi-panoherana ny Facebook sy ny Instagram. Natsipin'ny Antenimieran-doholona Nizeriana ny ‘volavolan-dalànan'ny media anti-sosialy’.
Andacollo, Tanàna Shiliana Voahodidina Fakon'akora
Ahitana fanariana fakon'akora marobe mety hitera-doza ao Shily, firenen'ny fitrandrahana.
Afaka Miteny Aymara i ‘Printsy Kelin’ i Saint-Exupéry Ankehitriny
Sambany ireo mpiteny Aymara no ho afaka hianoka amin'ny fitenin-dry zareo ilay bokin'i Antoine de Saint-Exupéry "Ilay Printsy Kely", tantaran'ny zazalahy kely iray feno misitery sy ny mpanamory iray
Sahiran-tsaina Momba Ny Adin'ny Mapuche Ao Shily? Afaka Manampy Anao Ity Sarimiaina Ity
"Samihafa ny lalan'ny vahoaka Mapuche. Saingy mahafantatra tsara ny maha-Mapuche tafaray tamin'ny faniriana ho an'ny rariny, fankasitrahana, ny fanajana, ny fitovian-jo sy ny hasina ny rehetra."