Tantara mikasika ny Shily tamin'ny Avrily, 2015
Manao Asam-Panoloratena Maimaimpoana Ny Mpifindra-monina Kolombiana ao Shily Ho Fanoherana Ny Fitsarana An-tendrony Atao Azy Ireo
Naneho firaisankina mahavariana tamin'ny alalan'ny fikarakarana hetsika fanampiana (fanadiovan-dalana) tao an-tanànan'i Shily ireo mpifindra monina Kolombiana, manohitra ireo fitsarana an-tendrony ataon'ny Shiliana maro manohitra ny mpifindra monina.