Tantara mikasika ny Shily tamin'ny Avrily, 2014
Shily : Namono Sy Nandrava Ilay Ala Nirehitra Tany Valparaíso
Nanomboka nahery vaika ny afo tany Valparaiso ny Asabotsy 12 Aprily ary nahafaty olona 12 sy nahatonga ny famindran-toerana ireo olona an'arivony avy ao amin'io faritra io.
Ireo Voina Nahazo an'i Shily Nandritra Ny Volana Avrily 2014
Nandrava an'i Shily ny hovitrovitry ny tany sy ny hai-trano nandritra ny volana Avrily 2014. Nihazakazaka nitondra ny fanampiany ireo niharam-boina ny avy amin'ny Fanjakana sy ny Tsy Miankina.
Hovitrovitry Ny Tany Mahery Vaika Namely An'i Shily
Horohorontany mahery vaika manana mari-drefy 8,2 no namely an'i Shily Avaratra tamin'ny Alarobia tamin'ny 8:46 alina, ary narahana tsunami izay niteraka antso fanairana manerana ny firenena
Horohorontany Mafy Nanozongozona An'i Shily Sy Pero
Nolazain'ireo mpisera amin'ny Twitter fa rava ny fotodrafitrasa momba ny antso amin'ny finday ary tapaka ny jiro any amin'ny faritra maro any Pero.
Tsy Eken'ny Vehivavy Amerikana Latina Ny Sarisarizoro Mandokandoka Eny An-dalana
Nizara sary sy fanehoana an-tsary ireo mpanakanto sy mpiserasera mba hiampanga ny fisarisarizoro mandokandoka ary mangataka fanajana ny vehivavy.