Tantara mikasika ny Shily tamin'ny Oktobra, 2016
Hita Amin'ny Vaovao Indray i Michoacan, Fa Amin'ny Fetiben'ny Filma Efa Niomanana
Ilay Frantsay Audrey Tautou sy ilay Amerikana Willem Dafoe Gael no anisan'ny olo-malaza nasaina amin'ity Fetibe Iraisampirenen'ny Filma Morelia andiany 2016 ity. Ilay tantara lava 'Sully', lalaovin'i Tom Hanks no aseho mandritra ny lanonambe fanokafana.