Tantara mikasika ny Shily tamin'ny Mey, 2012
Laahatsarin'ny Voalohan'ny May: Diabe, Fanehoan-kery Sy Hetsi-panoherana Nanerana Ny Tany
Manerana tanana maro eran'izao tontolo izao, nidina an-dalambe ny olona mba hanao diabe sy hankalaza ny Andro Erantany ho an'ny Mpiasa. Lahatsary avy amin'ny The Real News no hitondra antsika hitety ny fahitàna izany andro izany nanerana izao tontolo izao.