Tantara mikasika ny Shily tamin'ny Janoary, 2014
“No” [Tsia], Ilay Fanentanana Mamirapiratra Sy Mijery Lafitsaran-Javatra Nampahavitrika Revolisiona Iray

Inona no azontsika raisina avy amin'ny fanentanana politika taloha? Jery todika amin'ny hetsika izay namarana ny didijadon'i Augusto Pinochet tao Chile.