· Desambra, 2008

Tantara mikasika ny Shily tamin'ny Desambra, 2008

Shilia: CNN sy gazetin'olo-tsotra

  13 Desambra 2008

Juan Dominguez no milaza ny fifanekem-piaraha-miasan'ny olo-tsotra any Shilia manao gazety mitambatra sy ny televiziona vaovao any Shilia CNN Chile [es], ka anisan'ny tafiditra ao anaty fiaraha-miasa ny fandraisana anjaran'ny olo-tsotra manao gazety ao amin'ny televiziona. Eduardo Avila