Tantara mikasika ny Shily tamin'ny Oktobra, 2011
Tontolo: Adihevitra Ao Anaty Aterineto Mikasika Ny Teknolojia Ho Amin'ny Mangarahara
Ny Hetsika Teknolojia ho amin'ny Mangarahara, iarahana amin'ny Paikady Vaovao amin'ny resaka Zon'Olombelona, dia manasa anao handray anjara amina dinidinika anaty aterineto momba ny 'Fampiasana Teknolojia mba Hampiroborobo ny Mangarahara'. Miaraha aminay hiresadresaka mikasika ireo hevitra vaovao, ireo fanamby, ireo risika sy tombontsoa.