Tantara mikasika ny Shily tamin'ny Febroary, 2018
Chile: Nolavin'ny Vaomiera Ny Fananganana ny Sarivongan'i Papa Joany Paoly II ao Santiago
Nolavin'ny Vaomiera Nasionalin'ny Fananganan-Tsangambato Shiliana ilay tetikasa fananganana sarivongana goavana an'i Papa Joany Paoly II izay haorina ao amin'ny kianja iray ao an-drenivohitra Santiago.