Tantara mikasika ny Shily tamin'ny Septambra, 2013
Fitroaran'ny Mpianatra Ao Shily: ‘Misy Hotantaraina’
Global Voices miresaka amin'i Pablo Navarrete, izay mamokatra horonantsary fanadihadiana miaraka amin'ny rainy mikasika ireo Shiliana mpianatra miezaka manandrana manilika ireo aloky ny lasa fony fitondrana jadon'i Pinochet.
Victor Jara: Mozika Mitady Ny Rariny 40 Taona Taorian'ny Namonoana Azy
Tafahoatra ny sisintanim-pirenena ny lovan-kiran'i Victor Jara, tahaka ny antso hisian'ny rariny [fitsarana] ilàna fitakiana hamerenana ao amin'ny firenena ny iray amin'ireo miaramila namono azy efapolo taona lasa izay.
Allende Sy Pinochet, Fampitahàna Mampizara Ny Shiliana
Ny tsingerintaona faha 40-n'ny coup d'état (fanonganam-panjakana) izay nanongana an'i Salvador Allende no niteraka ny adihevitra momba ny fitantanany sy ny fandovàna ny didy jadon'i Augusto Pinochet.
‘Tsy Averina Intsony Mandrakizay': Tamberin'ny Shiliana Momba Ny Fanonganam-Panjakana, 40 Taona Izay
Efapolo taona androany [11 septambra] ny nanonganana ara-panjakana ny filoha sosialista Shiliana Salvador Allende sy fanombohan'ny fotoana lava dia lava maharitra 17 taonan'ny fitondrana jadona miaramila notarihan'i Augusto Pinochet.
Fanabeazana Shiliana : ‘ Tsy Mila Rafitra Ara-Barotra, Tsy Mila SIMCE’
Fanentanana nokarakarain'ny vondron'ireo mpifanerasera eny amin'ny fampianarana ambony, mpampianatra, mpianatra izay te-hanakana ny fepetra ny Rafi-pandrefesana ny kalitaon'ny fanabeazana (SIMCE no fiandohan'ny teny amin'ny fiteny Espaniola ), rafitra iray ho...