Tantara mikasika ny Shily tamin'ny Marsa, 2015
Nahoana No Heverin'ny Mpianatra Ho Tsy Mahavita Mitsabo Ny ‘Fanabeazana Miendrika Apartheid’ Ao Shily Ireo Fanovàna
Voararan'ny lalàna iray vaovao ao Shily ny fakàna tombony, sarampianarana, ary fifantenana eo am-pidirana any amin'ìreo sekoly tsy miankina sy ambaratonga faharoa izay mahazo fanampiana avy amin'ny fanjakana—nefa milaza ireo mpianatra fa mbola betsaka noho izany no tokony hatao