Tantara mikasika ny Shily tamin'ny Novambra, 2019
Iray amin'ireo zavatra vitsivitsy azo antoka amin'ny krizy shiliàna ny aloky ny lasa

Aao anatin'ireo savoritaka ao Shily, misy teboka iray iraisan'ireo avy amin'ny farany havanana sy ireo avy amin'ny farany havia: hoe ity fotoana ity dia mamofompofona toy ny fanonganam-panjakana tamin'ny 1973.