Tantara mikasika ny Shily tamin'ny Septambra, 2010
Shili: Noravan'ny polisy ny famelarana ny saina Mapuche nandritra ny faharoanjato taona
Mizara lahatsary avy amin'olo-tsotra nahitana toa-javatra nitranga nandritra ny fankalazana ny faharoanjato taonan'ny fahaleovantena i Montserrat Nicolas; Asehon'ny lahatsary ary ny fomba nandravan'ny polisy ny famelarana ny Saina Mapuche sy ny...
Sehatr'asa-Cyber nokarakarain'ny Biblioredes natao tao amin'ny Twitter
Ny 10 Aogositra, sehatr'asa-cyber naharitra ora no nokarakarain'ny Biblioredes, tambajotra-na tranombokim-bahoaka Shiliana. Ilay sehatr'asa-cyber dia nampiatranoina tao amin'ny Twitter ary nametrahana ny tenifototra #biblioteca (#library) ho lohahevitra ironana manerantany anatina raharaha ora iray monja. Ilay hetsika dia nikendrena nikendrena ny hampakarana ny mombamomba ireo trano famakiam-boky ho toy ny sehatra fanovozam-pahalalàna eo amin'ny tontolon'ny niomerika