Tantara mikasika ny Shily tamin'ny Novambra, 2014
Baomba Iray Izay Nampihovitrovitra Ny Fiarandàlamby (Ambanin'ny Tany) Tao Santiago, Nandrehitra Ny Twitter Shiliana
Ireo fanehoan-kevitra maro vokatry ny fanapoahana baomba ny toeram-piantsonan’ny fiarandalàmby Escuela Militar dia maneho ny fisaraham-bazana misy eo amin’ny fiarahamonina Shiliana.