· Jona, 2018

Tantara mikasika ny Shily tamin'ny Jona, 2018

Fotoan-tsarotra, filazana fisian'ny fifampiraharahana niteraka krizy politika tao Però

Nanamarika ny politika peroviana ny tsy fahombiazana tamin'ny fanakanana ny filoha peroviana Pedro Pablo Kuczynski hanohy ny asany sy niafara tamin'ny famelàna ny heloky ny filoha teo aloha Alberto Fujimori noho ny fampitoviana tamin'ireo olona hita tamin'ny tantara an-tsary sy ny tsy fanaovana araka tokony ho izy ny fizotram-panakanana.

15 Jona 2018

Shily: Eritreritra momba ny horohorontany sy ny dingana fanarenana

Ny Fihaonamben'ny Median'olon-tsotra Global Voices 2010 dia mikasa hampandray anjara ireo bilaogera Shiliana amin'ny alàlan'ny fifaninanana bilaogy nokarakaraina niaraka tamin'ny fiarahamiasan'ny fikambanana OCD Iberoamérica. Tamin'ny andro voalohan'ny hetsika ho an'ny daholobe, bilaogera Shiliana dimy no nomem-boninahitra amin'ny mahafinalista azy ireo, ka ny iray no mibata ny loka lehibe indrindra.

01 Jona 2018