Tantara mikasika ny Asongadina tamin'ny Novambra, 2015
Fiarahamonina Indizeny Miaina Zava-tsarotra Noho Ny Disadisa Ao Amin'ny Faritra Amerika Atsimo
Fizaram-paritra eo amin'ny 159,542 km toradroa (61,600 maily toradroa) eo no iadivan'i Goaiana sy Venezuela. Mizaka mafy ny vokatr'izany ireo vondrona indizeny.
Miaro An'i Gaza Amin'ny Fampiasàna ny Sabatra Roalelan'ny Media Sosialy
Palestiniana mpampiasa matanjaka ny media sosialy i Omar Ghraieb, mitantara ny làlany tao anatin'ireo làlana be fitakin'ny media sosialy.
GV Face Avy Any Gaza: Miaina sy Mitoraka Bilaogy Eo Ambanin'ny Fibodoana
Amin'ity fotoana ity, miresaka amin'i Omar Ghraieb izahay, mpitoraka bilaogy malaza sy mpanao gazety mipetraka ao Gaza. Miresaka ny mombamomba ny fiainana ao amin'ny faritra voabodo sy ny fijanonana amim-panantenana lalandava i Omar.
‘Ahoana no Inoantsika Hoe Tsy Anjarantsika Rahampitso?': Fahafahambaràka Amin'ny Fitorahana Ilay Tovovavy Afghana 19 Taona‘
"Rehefa mahita ny lahatsary fitoraham-bato an'i #Rokhshana ianao, mankahala tena amin'ny maha lehilahy anao ianao, mankahala tena amin'ny maha olona anao ianao."
Namerina ny Antoko Maro An'isa Ho Eo Amin'ny Fitantanana Ny Fifidianana Naverina Tao Tiorkia
Tamin'ny ankamaroan'ireo vato nisaina tamin'ny fifidianana tao Torkia, tafaverina teo amin'ny fahefana ny antokon'ny fitondrana AKP izay nahazo ny maro an'isa. Raha nanao fankalazana ny antokon'ny fitondrana, nifandona tamin'ireo mpanao fihetsiketsehana tao an-tanàna maro mponina Kiorda ao Diyarbakir kosa ny polisy.