Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

Senegaly: Tsy Noraisina Ny Vatom-pifidianan'ny Kandidà Iray

(Lahatsoratra tamin'ny Martsa 2007)

Hazavain'ny Bilaogy Politikan'i Senegaly fa tsy nahazo na dia vato iray aza tao amin'ny biraom-pifidianana izay nandatsahan'izy tenany, ny vadiny ary ireo nàmany roa vato ho azy ilay kandidà Modou Dia. Eso no nentin'ilay bilaogy manampy hoe: “fisainana mirefarefa ihany ny fangalarana vato 3 na 4 taminy, izy izay efa sahirana mafy vao nahita  0,13 % tamin'ny vatom-pifidianana !” ary manontany tena ilay bilaogy raha toa ka ny faniriana hahazo toerana minisitra no nanosika an'i Dia tsy hanohitra ny vokatry ny fifidianana.

Alice Backer

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.