Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Septambra, 2017

Tantara mikasika ny Libanona tamin'ny Septambra, 2017

Ny Tontolon'ny Bilaogy Libaney Tamin'ity Herinandro Ity: Mama, Dada sy Andriamanitra

Na dia mitohy aza ny fifandirana ao amin'ny Fihaonambem-pirenena, nanohy momba ireo zavatra maro samihafa tafiditra amin'izany ny teny Anglisy amin'ny tontolon'ny bilaogy Libaney. Ur Shalim nanamarika ny fitoviana misy eo amin'ny ady an-trano Libaney sy ny Irakiana,  Across The Bay and Beirut To The Beltway indray niditra tamin'ny antsipiriany isan-karazany.

Ireo Libaney Bilaogera Tamin'ny Herinandron'ny 06/03/06: Tsy Finoana Sy Fahatsapàna Tsindrimandry, Fa Ny Fiainana Mitohy Ihany

Ho anareo rehetra ireo, izao no lazaiko androany, misaotra anareo.

Ireo Bilaogera Libaney Sy Ny Fifanakalozan-kevitra Nasionaly: Tsy Mataho-maso Mena, Fisalasalàna, Ary Tara-Panantenàna

Ilay toetra tsy mataho-masomena sy ilay tantara mampihetsi-po dia nanosika ireo bilaogera hafa hizotra amin'ny fomba firesaka mahatsikaiky

Libanona: Lohahevitra Maro Anaty Fehezana Iray

Mahita aho fa na dia manaiky aza ny olona tsirairay hoe manahirana ny zava-drehetra ary miaina izany avokoa na aiza na aiza toerana aleha, raha ny marina dia tsapa fa tsy mitovy mihitsy ny fomba fijerin'ny olona ny "tena antony mahatonga" ny fifandirana.

Pi-maso Arabo: Ny Ao Afovoany-Atsinanana An-tsary

(Fanamarihana: lahatsoratra nivoaka tamin'ny Jona 2007) Hanombohantsika ity fitetezana an-tsary ny ao Afovoany-Atsinanana ity, ity resaka fampakarambady tao Amman, napetrak'i Roba Al Assi, Jordaniana bilaogera. Eccentric, and I still really can’t get past trying to figure out why in the world would anyone want a Greco-Roman sword fight at their...