Tantara mikasika ny Libanona tamin'ny Jona, 2014
Filohan'i Libanona? Eny, Tsia, Angamba…Atao Inona?
Nanamarika ny fahavitan'ny fe-potoana fiasany tamin'ny 25 Mey 2014 taminy alalan'ny sioka ny filoha Libaney Michel Sleiman. Niresaka momba ny fahabangan'ny toeran'ny filoham-pirenena ireo bilaogera sy ny tontolon'ny Twitter