Tantara mikasika ny Libanona tamin'ny Desambra, 2017
Sary: Fandehandehanana Any Afovoany Atsinanana
Rehefa nahita ireto sary ireto aho, dia nieritreritra : ondry=Nouvelle Zélande. Izany hadisoako ! Rehefa jerena akaiky, tsy dia tena maitso ny bozaka ary misy satrana erỳ ampara tazana. Tena akaiky be...
Maso Arabo: Ny Dia An-tsary Tany Afovoany Atsinanana
Nisahirana tamin'ny fakana ny sarin'ny tontolo manodidina azy ireo ny mpivady Amerikanina BSS sy BRN , mipetraka any Al Ain, any Emirà Arabo Mitambatra (UAE) ary mitondra antsika manokana sy manakaiky mankany amin'ny hatsaran-tarehin'ireo maritrano mahatalanjona hitan'izy ireo manodidina azy .
Afovoany Atsinanana: Fikasihana Kisoa ve no Mahatonga Fielezan'ny Gripan-Kisoa?
(Fanamarihana: Lahatsoratra teny anglisy tamin'ny 15 mey 2009) Taonjato 14 mahery taorian'ny fandraràn'ny silamo ny fihinanana henan-kisoa, misongadina ho lohateny indray ny kisoa manerana ny tontolo Arabo – tamin'ity indray...
Syriana sy Libaney: Eo Amin'ny Adin'ny Mari-Panondroana
"Toy ny zaza izay nisara-dray aman-dreny aho rehefa misy ampahany libaney sy ampahany syriana ato amiko, ary samy mankahala anao izy roa ireo satria ny ampahany aminao dia mampahatsiahy ilay hafa ary tsy misy amin'izy ireo no miady hitazona anao....."
Tontolo Arabo: Saribakoly Manao Saron-doha Voahenjika Tao Tonizia
Saribakoly Barbie amin'ny endriny Silamo Arabo i Fulla. Misaron-doha izy ary tena fitafy nentim-paharazana Silamo no itafiany. Tsy faly noho izany anefa ny bilaogera Ejiptiana Ahmed Shokeir ka nanenjika fatratra sy nanaisotra ity saribakoly ity teny amin'ireo toeram-pivarotana.