Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Septambra, 2011

Tantara mikasika ny Libanona tamin'ny Septambra, 2011

18 Septambra 2011

Ejypta : Libane, Bilaogera Sady Mafana Fo Voasakana Tsy Hiditra Ary Nalefa Niverina

Ilay Libane bilaogera, Imad Bazzi, nahazo ny lokan'ny bilaogera mendrika dia tsy navela hiditra ao Ejypta, notazonina ary natao famotorana tao amin'ny seranam-piaramanidina avy eo nalefa niverina tany Libanona tamin'ny sidina manaraka nankany Beirut. Tarek Amr dia nikaroka fanehoan-kevitra tamin'ilay fitsarana an'i Bazzi.

Libanona: Fandrisihana Ireo Mpiasa Mpila Ravinahitra Amin'ny Teny

Katroka 7 Miliara

Vondrom-piarahamonin'ireo tanora mavitrika ao Beirut, The Migrant Workers Task Force (Vondron'Asa Momba Ireo Mpiasa Mpila Ravinahitra) no miezaka manohana ireo mpiasa an-trano ao Libanona izay mazàna tsy rariny mihitsy ny fepetra iainany sy iasàn'izy ireny. Mitatitra i Thalia Rahme.