· Aogositra, 2010

Tantara mikasika ny Libanona tamin'ny Aogositra, 2010

Ejipta: Jamban'ny finoan'olo-malaza?

  08 Aogositra 2010

Any Ejipta, manapa-kevitra ny hitia na hankahala ireo olo-malaza arakaraka ny finoany ny olona sasany. Ny mpilalao sarimihetsika Libane Nour, ny mpilalao sarimihetsika Ejiptiana Basma, ny mpanolotra fandaharana ao amin'ny radio Osama Mounir, ary maro hafa no foto-dresak'ity "scrutiny" ity. Maninona ny olona no toa lasa adalan'ny finoan'ireo olo-malaza?