Tantara mikasika ny Libanona tamin'ny Desambra, 2021
Fanarahamaso ao Libanona: Olan'ny fiainana manokana
Hita na aiza na aiza ary mazàna atao tsy misy fanarahamaso mifanaraka amin'ny rafitra araka ny lalàna ireo fitsabahana amin'ny fiainana manokan'ny olompirenena ao Libanona.