Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Febroary, 2009

Tantara mikasika ny Libanona tamin'ny Febroary, 2009

22 Febroary 2009

Lebanona: fanambadiana sivily tamin'ny andron'ny mpifankatia

Nisy antso vaovao mba hanomezan'I Liban alalana ny fanambadiana sivily izay tontosaina amin'ny andron'ny mpifankatia tany amin'ny bara iray tany Beyrouth tamin'iny faran'ny herinandro iny. Mpifankatia maro avy amin'ny finoana maro samihafa  no nanao sarintsarim-pampakarambady tao amin'ny Gemmayze trano fisotroana iray  be mpahalala ao mba ho fanoherana ny lalàna mifehy...

15 Febroary 2009

Andro manokana StValentin: Misy ny fitiavana ve eny amin’ny lanitry proche Orient?

Raha misy dikany anarivony ny sary iray, dia io no sarin'i Cece, izay miorina anelanelan'i Bahrain sy Kuwait, nalefany amin’ny bolongana mba hamehy ny fahatsapany mikasika ny fetin’ny mpifankatia (saint Valentin). na dia tsy irery aza izy amin’ny fanazavana ny fombafomba, izay mbola vaovao tanteraka ho an’ny faritra, ny hafa...