Tantara mikasika ny Libanona tamin'ny Desambra, 2013
Aina Enina Nafoy Tamin'ny Fanapoahana Nikendrena Minisitra Taloha Tao Libanona
Enina raha kely indrindra no olona maty, ary marobe no naratra ny 27 Desambra 2013 teo, tamin'ny fipoahana iray nikendrena ny Minisitry ny Vola tao Libanona teo aloha, Mohamed Chatah, raha iny nisy fiara voasesika baomba namely ny tandahatry ny fiara nitondra azy tao afovoan-tananan'i Beirut