Tantara mikasika ny Libanona tamin'ny Desambra, 2018
Mpanao gazety libaney miatrika fitsarana noho ny fitantarana fihoaram-pahefana lazaina fa natao tamin'ny mpiasa mpifindramonina
Notakian'ny sampandraharaha ihany koa ny hanasoniavany fampanantenana tsy hiresaka intsony momba ilay raharaha, saingy nolaviny izany.
MENA: Tsy Hijab izany!
Amin'ity Ramadan ity, dia natomboka ny fanentanana marobe mandrisika ny vehivavy hitafy, na hanitsy ny fomba fitafitian'izy ireo hijab. Niteraka resadresaka teo amin'ny bilaogera ny fanentanana roa tahaka izany tao Iran sy Palestina.
Manasongadina ny olan'ny bala very ao amin'ny firenena ireo mpikatroka any Libanona
Farha Taysheh is one campaign among many that attempt to fight the inevitable violence resulting from the possession of guns — whether intentional or not. Iray amin'ireo fanentanana izay mikendry ny hiady amin'ny herisetra tsy azo ihodivirana vokatry ny fananana fitaovam-piadiana ny Farha Taysheh- na izany niniana natao na tsia.
Masoarabo: Mahafatifaty ny vehivavy Ejypsiana
Fivarotan-tena, famorana ny vehivavy ary ny fiarahan'ny vavy samy vavy dia tsy zava-dratsy ferana ho an'ny vehivavy Ejypsiana, hoy ilay bilaogera Ejypsiana Tamr Heneh, tamin'ny taratasy misokatra ho an'ilay mpanolotra fandaharana, Dr Hala Sarhan.