Tantara mikasika ny Libanona tamin'ny Febroary, 2018
Ejypta: “Fifaninanana Tsy Azo Ihodivirana Momba Ny Sary Amboarina (Photoshop) Misy An'i Mubarak
(2010) Satria nanomboka tamin'ny fiandohan'ny volana ny fifampidinihana Fandriampahalemana 2010 - eo amin'ireo mpitarika avy any Israely, Palestina, Jordania, Ejipta ary Etazonia - efa naneho fisalasalana sahady amin'ny vokatr'izany, sy ny fandraisana anjaran'ny filoha Mubarak (izay matetika kinendrin'ny fihetsiketsehana ao amin'ny firenena) ireo bilaogera Ejypsiana.
Ao Amin'Ny Vaovao Sy Ao Amin'Ny Oniversite, Mijanona Ho Mpisolo Vaika Ny Akàlana Ireo Mpitsoaponenana Ao Libanona
"Ahoana no hitenenantsika fa handray ny fanampian'ny fikambanana iraisampirenena no mahatonga azy ireo ho eo nefa betsaka amin'izy ireo no tsy mahazo na inona na inona avy amin'izany akory?"