Tantara mikasika ny Libanona tamin'ny Aogositra, 2018
Mamono Tsikelikely Ny Fandraisam-Pitenenana : Ny Fomba Moramora Ataon'ireo Ngezalahy Amin'ny Aterneto Hanafoanana Ny Fanehoankevitra Mitsikera ao Afovoany Atsinanana
Olana lehibe lavitra sy sarotra kokoa ny fisian'ireo ngezalahy tsy mahomby ara-teknolojia mpandrindra ny votoaty ao Afovoany Atsinanana.
Libanona: Arabnet niady hevitra momba ny hoavin'ny Aterineto Arabo… amin'ny teny Anglisy
Fihaonambe teknolojika natao tany Beirota ny 25-26 Martsa 2010 ny Arabnet 2010. Ity no fihaonambe iraisampirenena voalohany tamin'ny indostirian'ny Aterineto Arabo, izay nihaonan'ireo mpanapa-kevitra avy any Afovoany Atsinanana, Eoropa ary avy any Silicon Valley mba hiresahana ireo fironana farany sy ireo varavarana manomboka misokatra.