· Mey, 2008

Tantara mikasika ny Libanona tamin'ny Mey, 2008

Libanona: Mifaneke na mifindrà toerana

“Teny an-dalana mankany amin'ny seranam-piaramanidina iraisam-pirenen'i Beirota no nitenenan'ny mpikamban'ny ‘Fivondronan'ny Sembana’ sy ny fikambanana tsy miankina amin'ny fanjakana tamin'ny mpanao politika, tompondakan'ny ady (Seigneurs de la guerre), ny be...

18 Mey 2008

Libanona: Fahavaratra mafana

“Andro mafana mahafinaritra indrindra eto Libanona… nivadika ho ady an-trano ny filaharam-pihetsiketsehana… matahotra aho. Omaly raha nandre ny tifitra nifamaliana mihamanakaiky ny trano aho dia tsy sahy nitsangana, tsy sahy...

11 Mey 2008

Libanona: Toy ny voafahirano

“Mipetraka eto Ras El-Nabeh aho, izay tena nampahery vaika ny fifandonana nandritra ny roa andro farany teo, ary isaorana andriamanitra fa efa mihamiverina ny filaminana ary efa voafehin'ny tafika libaney...

11 Mey 2008

Libanona: tsy mifankahazo ny resaka

“…fifandraisana tsara aro tany amin'ny tany tsy azo idiran'ny olona hafa ary nanampy ny mpitolona niady tamin'ny miaramila Isiraeliana niaraka tamin'ny fitaovany harifomba nandritra adin'ny fahavaratra 2006 ilay fifandraisandavitra ifaneraseran'ny...

10 Mey 2008