Tantara mikasika ny Libanona tamin'ny Desambra, 2014
Izy Ireo No Mifidy Eo Amin'ny Toeranao: Manitatra Ny Fe-potoana Iasàny Ny Parlemanta Libaney
Anatinà hetsika mety ho lafiratsiny lehibe, mety mampidi-doza mihitsy aza ho an'i Libanona, dia nanemotra ny fifidianana fanindroany indray ny parlemantam-pirenena.