Tantara mikasika ny Libanona tamin'ny Avrily, 2010
Libanona: Fielezam-baovao any amin'ny tontolo arabo
“Nihorohoro tamin'ny fanjakazakana tokan'ny teknolojia tandrefana ny Arabo tamin'ny 1991 (tifitra tsara kendry nasehon'ny CNN ohatra nefa tsy nampiseho ny fahavoazana mihatra amin'ny sivily tratran'izany)… Tamin'ny 2003 kosa dia nahazo...
Libanona: Feo voalohany voarahona
Fantatra ary notsiriritina tany amin'iny faritr'i MENA iny noho ny fahalalahan'ny tontolo virtoaly (cyberspace) nananany i Libanona. Tsy dia izany loatra intsony nony nanamarika ny volana Martsa ny olan'ny sivana aterineto voalohany tao Libanona. Manome antsipirihany maro i Layal Al Khatib ao anatin'ity lahatsoratra ity.