Tantara mikasika ny Libanona tamin'ny Jolay, 2013
MaheriSetra Ve Ny Lalàna Vaovao Momba Ny Ankohonana?
Nankatoavina ny lalàna fiarovana ny vehivavy amin'ny herisetra an-tokantrano tao Libanona saingy nahitsy hiarovana ny rehetra ao amin'ny ankohonana. Nandresy lahatra ny mpiserasera fa tsy mbola ampy izany.
Tsy Azo Idirana Ny Habaka Filokana An-Tserasera Ao Libanona ?
Nakatona ny habaka filokana ao Libanona, toa lalana malama mampidi-doza izany