Tantara mikasika ny Libanona tamin'ny Novambra, 2017
Egypta: Mpanefoefo Voarohirohy Ho Namono Vehivavy Mpihira Iray
Nosamborina noho ny famonoana ny tovovavy mpihira Libaney iray monina ao Dubai ny lehilahy mpandraharahana mpanefoefo Egyptiana iray. Ireto ny fanehoan-kevitr'ireo bilaogera Egyptiana momba ity raharaha ity.
Libanona: Dika sy Vokany
Ny hoe mahantra ao Libanona dia tsy hoe fotsiny kely ny vola miditra aminao, fa koa tsy afaka mahazo rano madio ianao, tsy afaka mandeha an-tsekoly ary tsy manana hialofana
