Tantara mikasika ny Libanona tamin'ny Novambra, 2019
Fihetsiketsehana tao Beiroty nomem-boninahitra tanaty sarintany maneho ny hetsipanoherana ho toy ny dingana ‘fanorenana tanàna’ mivantana
“ Fanampiny lehibe ho an'ny "magma" hita maso miantefa amintsika ireo sarintany ireo, satria ahafahantsika mamintina, misaintsaina ary mametraka ny zavatra maro ho anaty vinavina."