Tantara mikasika ny Libanona tamin'ny Jona, 2018
Libanona: Tsy nahomby ny alin'ny tsy fifohana sigara
Ny “Ain't No Smoking 2nite” (ny alin'ny tsy fifohana sigara) dia hetsika nokarakarain'ny fikambanana Rotaract, natao tany amin'ireo toeram-pisotroana tao Gemmayze tany Beirota. Ity hetsika ity dia natao ho fanairana momba ny voka-dratsin'ny fifohana sigara sy mba handrisihana ny manampahefana amin'ny fampiroboroboana ny politikan'ny tsy fifohana sigara ao Libanona.
Libanona: Ny tetikasa Daily Star tsara kokoa
"Tinay ianao, tinay hiakanjo tsara fotsiny ianao ...", no fomba nampahafantaran'ilay Bilaogera/Mpamoron-tsary Libaney Mustapha (na Beirut Spring) ny tetikasa. Miresaka momba ny Daily Star (famoahana an-tserasera), iray amin'ireo loharanom-baovao lehibe amin'ny tranonkalam-baovao Libaney sy ny faritra.
Ny henihenin-tsira manan-tantara an'i Anfeh ao Libanona rahonan'ny toeram-pitsangatsanganana iray hafa koa
"Io no toerana sisa farany madio ahafahanay mitondra ny zanakay hilomano"
Tsiky sy fihaonan'ny GV frantsay-faneno tamin'ny mey 2018 tao Lyon

GV frantsay-faneno, meet up [fivoriana sy fihaonana] tao Lyon ny 26 sy 27 mey. Endrika sy feo.