Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Novambra, 2016

Tantara mikasika ny Libanona tamin'ny Novambra, 2016

23 Novambra 2016

Mampibaribary Ny Fanavakavahana Ara-pananahana Mipetraka Ao Libanona Ny Adin'ny Reny Iray Ho An'ny Zanany Lahy

Nosamborina i Fatima Ali satria tsy nety namela ny zanany amin-drainy, niteraka ny mety ho mariky ny hetsika vaovao ho an'ny zon'ny vehivavy ao Libanona.

18 Novambra 2016

Manomboka Mandrava Ny Tora-pasika An-tanandehibe Sisa Tavela i Beirota

Taitra ireo mponina ao Beirota tamin'ny asabotsy rehefa nanomboka nivezivezy tao amin'ny media sosialy ny sary mampiseho ny morondranomasina ho an'ny daholobe ao -tanàndehibe sisa farany , Ramlet El Bayda potehin'ny fitaovam-panorenana goavana.