Tantara mikasika ny Libanona tamin'ny Jolay, 2018
Mpanao gazety Libaney voaheloka higadra tamin'ny fitsarana tsy natrehany, noho izy ‘nanala baraka” ny minisitry ny raharaham-bahiny tao amin'ny Facebook
An-tsesintany any UK, nilaza i Fidaa Itani fa manamarika ny fiafaran'ny vanim-potoana ho an'ny fahalalahana miteny ao Libanona ny sazy azony.