Tantara mikasika ny Libanona tamin'ny Avrily, 2018
Fijoroana Kiorda: Fanavaozam-baovao telo herinandro
Ao anatin'izao vanim-potoana "iadiana amin'ny fampihorohoroana" izao, niseho imbetsaka tamin'ny efijerin'ny fahitalavitra ny voambolana fampihorohoroana. Imbetsaka ny hetsika "fampihorohoroana" no entina iadiana amin'ny "fampihorohoroana". Matetika ny governemanta no mivadika ho andrimpanjakana tsirefesimandidy sy mpamoritra, rehefa hiady amin'ny fampihorohoroana.
Libanona: Ny Fanjakazakan'ny Dinozaoro
Fotoana fohy taorian'ny tranga fanorisorenana nitranga vao haingana tany Libanona, nanomboka nampiasa ny teny hoe" Fanjakazakan'ny Dinozaoro" ireo mpikatroka an'aterineto tamin'ny fanentanan'izy ireo anoherana ity fanafihana ny sehatry ny aterineton'izy ireo ity.
‘Mikapoaka Ahy Amin'ny Tariby Elektrika Isan'Andro ry Zareo…Adonan-dry Zareo Amin'ny Rindrina ny Lohako’
Iray amin'ireo mpiasa an-trano mpifindra monina maro ao Libanona terena hiasa sy hiaina zava-tsarotra araka ny rafitra "kafala" (midika hoe "fanohanana ara-bola" i Lensa.