Tantara mikasika ny Libanona tamin'ny Marsa, 2014
Vehivavy Enina Notazonina Ho Andevo Tao Libanona Atsimo
Navoakan'ilay tranonkala avy any Cote d'Ivoire antsoina hoe Koaci.com ny fisian'ny vehivavy enina notazonina ho toy ny andevo tao an-tanànan'i Nabatieh ao atsimon'i Libanona. Niantso hijerena ny zava-manjò ireo vehivavy ireo ny blaogera Libaney Joey Ayoub