Tantara mikasika ny Asongadina tamin'ny Novambra, 2021
Mety ho lakilen'ny fampitsimbadihana ny politika tratra aoriana ao Afovoany Atsinanana ve ny fikatrohana hiaro ny zon'ny LGBTQ+?
"Any Ejipta ka hatrany Torkia sy hatrany Iran, mihemotra ireo governemanta ao MENA amin'ny fampiatiana ny LGBTQ+, no sady mampiasa media sosialy sy finday hanaraha-maso sy hikendrena ny vondrom-piarahamonina."
Fampitam-baovao tsy miankina maro kokoa nampidirin'ny manampahefana Belarosiana tao anaty lisitry ny mahery fihetsika sy nosakanana
Ny tranokalan'ny Deutsche Welle, Current Time sy ny mpiasa sy ny mpamaky ny BelsatTV ary ny NEXTA no lasibatra farany amin'ny famoretana mitohy ataon'i Belarosia amin'ny haino aman-jery tsy miankina sy ny fahalalahana maneho hevitra.
‘Ny vahoakako, avy aty ambony sy avy lavitra': Havana an-tsary
Ny sary maro lazaina etoana dia voamariky ny tantaran'ny "TALOHA sy TAORIANA."
Ireo Zeorziana hafa fiseho ivelany: ‘Asain'ny namako mitafy amin'ny fomba tsy hidarohana ahy aho’
Tsitsi Chkheidze na Indigo, Sandro “Manson,” ary Eka Mdzeluri, mizara ny zava-niainany sy niasany tao amin'ny fiarahamonina izay nanakianana sy nitsarana azy ireo noho ny fisehoana ivelany mahafalifaly ny fony.
Manam-pahaizana ara-pambolena voaroaka noho ny fanehoana ahiahy amin'ny fandraràna ny fambolena ara-simika ao Sri Lanka
Mety ho iray amin'ireo antony maro mahatonga ny krizy ara-tsakafo SriLankey ny fiovana tampoka ho amin'ny fambolena organika feno izay niantraika tamin'ny fisian'ny sakafo ilaina eny an-tsena.