Tantara mikasika ny Vonjy Voina tamin'ny Janoary, 2018
Fampahafantarana Ireo Peace Corps Bilaogera Ao Maraoka
Ahitana vondrona bilaogera marobe amin'ny fiteny Anglisy ao Maraoka, mino aho fa mahita izany ianao. Raha marobe ireo teratany Maraokana mampiasa ny fahaizany teny Anglisy, ny sasany kosa dia mpampianatra na mpiasa mpila ravinahitra,
Toeram-Pisakafoanan'ny Voromahery Vaotoro Ao Nepal, Manampy Amin'ny Fiverenan'ny Biby Sy Ny Fidiram-bolan'ny Vondrom-piarahamonina
Satria niha-nalaza ny toeram-pisakafoanana Jatayu ary mbola miteraka fidiram-bola ho an'ny vondrom-piarahamonina mpifanolo-bodirindrina, manomboka manova fijery ny olona izay nankahala sy nanalavitra ny voromahery vaotoro taloha.
Arzantina: Maneho Hevitra Ao Anatin'ny Fanadihadiana Ifarimbonana Amin'ny Teny Frantsay “Hijos” Ireo Ankizy Niharan'ny Jadona
Tao anatin'ny tetikasany fahasivy, nandeha tany Arzantina ny Blogtrotters (bilaogin-dahatsary ifarimbonana Frantsay) mba hanatontosa ny Hijos, fanadihadiana hiombonana momba ny ankizy tsy hita nandritra ny didy jadona ary miezaka ny hanoritsoritra ny niaviany sy ireo ray aman-dreniny izay tsy hita popoka ihany koa.
Syria-Gaza : Fahatezeran'ireo Bilaogera Syriana
Maneho ny tsy finoany manoloana ny fanafihan'ny Tafi-piarovana Israeliana (IDF), izay nidaroka baomba sy nampiteraka korontana tao Gaza natao fahirano, ary koa manoloana ny fihetsiky ny iraisam-pirenena ny tontolon'ny blaogy.
Metropolis TV Sy Ny Hivos: Lahatsary Ho An'ny Olona Mahaleotena
Tetikasa Hivos sy VPRO TV any Holandy ny Metropolis TV, izay mampiray ireo mpanatontosa horonantsary sy ireo mpanao gazetin-dahatsary manerantany mba handrakitra an-tsary sy hampita ny lafiny samihafa amin'ny fiainana sy ny kolontsaina any an-tanindrazany.
Ejipta: Manova Zavatra ireo Bitsika #Top50Eg
Nampiasain'ireo Ejiptiana mpibitsika tao amin'ny Twitter ny tenifototra hoe #Top50Eg. Tarek Amr no mitondra antsika hitety ny tontolon'ny Twitter Ejiptiana mba hilazàna ny momba izany amintsika.