Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Aogositra, 2011

Tantara mikasika ny Vonjy Voina tamin'ny Aogositra, 2011

15 Aogositra 2011

Libia : Mitohy ny Fitotonganan'ny Maha Olombelona Amin'ity Ramadany ity

Mitohy ny fijalian'ny Libiana fepetra maha olombelona faran'izay mampivarahontsana satria mbola mavaivaiy ny ady ao amin'ny fireneny amin'ity Ramadany ity. Miainga amin'ny sakafo mankany amin'ny rano hatrany amin'ny solika ary ireo fahatapahan'ny herinaratra, hatramin'ny fandevenana ny havany maty sy ny tsy fahampian'ny vaovao marim-pototra amin'izay zava-miseho ao ambadiky ny tranon'izy...

11 Aogositra 2011

Côte d'Ivoire : Misaona i Abidjan Taorian'Ilay Loza Mahatsiravina Niseho.

Andro manjombona ho an'i Cote d'Ivoire ny andro Zoma 5 aogositra. Olona 40 no namoy ny ainy ary sivy naratra noho ny fianjeran'ilay fiara tao anaty hantsana Ebrié niaraka tamin'ny mpandeha rehetra tao anatiny fitateran'olona an'ny orinasa mpitatitra Abidjaney (SOTRA) mampitohy ny faritra ao Vridi sy Adjamé  . Namoaka didy 3 andro...

Bangladesh: Faha-40 Taonan'ilay Fampisehoana Ho An'i Bangladesh

Ilay 'Fampisehoana ho an'i Bangladesh', Fampisehoana fitadiavam-bola nokarakarain'i George Harrison sy Ravi Shankar 1 Aogositra 1971, dia zavatra izay tsy fantatry ny maro. Bilaogera avy ao Bangladesh no nankalaza ny faha 40 taonan'io seho io ary niteny tamin'izao tontolo izao hoe maninona io no misy lanjany ho an'i Bangladesh