Tantara mikasika ny Vonjy Voina tamin'ny Septambra, 2020
Srebrenica : kaoperativam-behivavy manjaitra «arotava fiarovana ho an'ny rehetra»
Hita ao anatin'ity vondrona mavitrika ity ireo vehivavy avy amin'ny sehatr'asa isankarazany, samy vonona avokoa hanatratra tanjona mitovy: hanohana ny vondrompiarahamonina misy azy ireo.
Bosnia & Herzegovina, mpirotsaka an-tsitrapo miaro ireo mpifindramonina tafahitsoka any mba tsy hiharan'ny levilevin'ny eo an-toerana
Ao amin'ny tanàna fahatelo lehibe indrindra ao Bosnia, mba hahitàna fitoniana sy vonjy dia ireo mpirotsaka an-tsitrapo no sisa ianteheran'ireo mpifindra monina miaina ao anatiny sy manodidina ny toby fiandrasana fiarandalamby
Fitroarana Sodana: sit-in ao Nertati, ny onja vaovao
Tamin'ny 28 jona, nivory nanao sit-in ny olom-pirenena izay mbola mitohy mandraka androany mitaky zava-dehibe maro: famaranana hatreo ny fanafihan'ny milisy ny sivily, fanesorana ny fitaovam-piadiana, fisamborana ireo nahavanon-doza ary fiarovana ara-pambolena mandritra ny fotoam-piotazana [fijinjana].
(2007) Shina: Nalaina an-keriny ary nalefa tany amin'ny toeram-pitrandrahana
(Lahatsoratra nivoaka tamin'ny volana Aogositra 2007) Nandika ny lahatsoratra momba ny raharaha fakana an-keriny an'ilay tovolahy 17 taona, Wei Wenlin, i Joel avy ao amin'ny DANWEI Nalaina ankeriny tany Hebei izy ny 6 Aogositra 2007 ary nalefa tany amin'ny toeram-pitrandrahana iray ao Shanxi mba hiasa ho andevo tany an-toerana. Araka...
Hackathon aorian'ny krizy: Niray hina hanomana tontolo aorian'ny COVID-19 ny FTMF Ekoadaoreana
Olona miisa 550 mahery no nisoratra anarana hanao hackathon mba hitady vahaolana ho an'ny hoavin'ny Ekoadaoro aorian'ny COVID-19.