Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Oktobra, 2013

Tantara mikasika ny Vonjy Voina tamin'ny Oktobra, 2013

18 Oktobra 2013

Rivo-doza Mahafaty, Fanampiana Tara Fahatongavana Nameno Ilay Tanana Rava Ao La Montaña Ireo

Araky ny tatitra maro voaray, andro maromaro vao tonga ireo fanampiana ary tsy ampy ihany koa. Maherin'ny 200 ireo vondrom-piarahamonina no mitoka-monina.

12 Oktobra 2013

Tafatafa Niarahana Tamin'ilay Tompon-dakan'ny Ady Totohondry Tao Ginea Lasa Belza Mpanao Politika

Tsy moramora mihitsy ny fampivadiana ny tontolon'ny fanatanjahantena avo lenta sy ny poliika. Mbola sarotra kokoa noho izany rehefa firenena roa samy hafa no voakasika. Manazava ny zotrany mendrika ho deraina i Bea Diallo.

03 Oktobra 2013

Repoblikan'i Afrika Afovoany : “Aza Adinoina Izahay!”

Niha-nahery vaika sady nanaitra ny fifandonana teo amin'ny governemantan'i Afrika Afovoany sy ireo mpikomy Seleka any amin'ny Repoblikan'i Afrika Afovoany hatramin'ny volana Desambra 2012. Mampahonena ny fari-piainan'ny olona any amin'ireo tanàna sasany, indrindra fa ireo ao anatin'ny firenena.

02 Oktobra 2013

Ahoana Ny Fomba Hitantanan'i Lebanona Ny Firohotr'Ireo Mpitsoam-ponenana Syriana Marobe?

Mampiatrano mpitsoa-ponenana tokotokony ho iray tapitrisa i Libanona amin'izao fotoana izao - na tokotokony ho ampahaefatry ny mponina ao aminy. Indreto ny zavatra sasantsasany mihatra amin'izy ireo ao Libanona.